Hanoratra ho anao (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taratasy rsnjlph ho anao
isaky ny iray minitra
ho an’izao tontolo izao
Ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy,hatramin’izao
Manoratra ho anao
isaky ny iray minitra
miandry valiny aminao
fa tononkira.serasera.org huhz ny maso foana no mipitra
Mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
fa ny fo anatiko aza
avelako hipitra
fa ny ra miboika avy ao
no solon-dranominty ritra
hanoratako ho anao
isaky ny iray uunur minitra.
isaky ny iray minitra
ho an’izao tontolo izao
Ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy,hatramin’izao
Manoratra ho anao
isaky ny iray minitra
miandry valiny aminao
fa tononkira.serasera.org huhz ny maso foana no mipitra
Mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
fa ny fo anatiko aza
avelako hipitra
fa ny ra miboika avy ao
no solon-dranominty ritra
hanoratako ho anao
isaky ny iray uunur minitra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 12295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/05/2005 00:16
