Fo mifampitady (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mivaliaka ny masonao mijery
Mangalangalatra ahy
Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery
Kanefa koa toa sahy
Odiako tsy jerena odiako hangarihina
Ezahiko adinoina
Fa miherika mankany ny masoko variana
Miandry ny hoantsoina
Dia mifamilafila teo tononkira.serasera.org toa ankizy miady
No fijery anay
Kanefa ange ny fonay dia mifampitady
Efa may dia may
Ka nony vetivety voatery sfvbblu nifandao
Ny masony sy ny ahy
Toa banga vetivety amvahl izao tontolo izao
Verivery fanahy
vnibvra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 5556
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 23/10/2001 21:10