Hitory (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao Fanahy tsara ny zanakao Ray ô
Nomenao io fitiavanao io 'zahay
Na jvnrurd dia tsy mendrika aza, notiavinao Ray ô
Ny fiainanay rahatrizay, Tompo ô
Ho Anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Ref : Hitory anao Jeso, hitory Anao ety
Ianao ilay Zanany, hamory izay nania
Mba ho ao ambalanao ireo izay nofinidinao, Jesosy ô
Mba ho ao ambalanao, ytxw am-paradisa soa
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny fiderana ety
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny hatsarana
Ny zpfmjjr asa vitanao efa tsy hay lazaina, mahagaga raha Ianao
Hitory, hitory, hitory ny anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanasina ImerintsiatosikaVangy : 822
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dulin
Daty : 21/11/2023 13:11