Fanahy Masina (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Olo-meloka tsy marina (Izahay)
cdklctm Voagejan'ny fiainana ety (Mba vonjeo)
Fitaka sy ozona no mameno ny fo
Jesosy ô! Vonjeo fa mitalaho
Choeur :
Fanahy Masina ô! Midina ianao
Mitoera aty anatin'ny fonay izao
Ka hamasinonao, ny fo sy ny fanahy
Ka hanjakao ho tononkira.serasera.org tena lapanao tokoa
2- Tomponay Masina ô! Mamelà bkqiczj (Ny helokay)
Tsy madio ny fisainan'ny fo (Mba sasao)
Hazavao ka dcspym omeo hery ny fanahy
Diovinao 'zahay mpanomponao
Choeur:
Fanahy Masina ô! Monena aminay
Havaozy mba ho tonga olom-baovao
Ka hamasinonao, ny toe-panahinay
Hanaovanay izay tena sitraky ny Ray
cdklctm Voagejan'ny fiainana ety (Mba vonjeo)
Fitaka sy ozona no mameno ny fo
Jesosy ô! Vonjeo fa mitalaho
Choeur :
Fanahy Masina ô! Midina ianao
Mitoera aty anatin'ny fonay izao
Ka hamasinonao, ny fo sy ny fanahy
Ka hanjakao ho tononkira.serasera.org tena lapanao tokoa
2- Tomponay Masina ô! Mamelà bkqiczj (Ny helokay)
Tsy madio ny fisainan'ny fo (Mba sasao)
Hazavao ka dcspym omeo hery ny fanahy
Diovinao 'zahay mpanomponao
Choeur:
Fanahy Masina ô! Monena aminay
Havaozy mba ho tonga olom-baovao
Ka hamasinonao, ny toe-panahinay
Hanaovanay izay tena sitraky ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanasina ImerintsiatosikaVangy : 847
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dulin
Daty : 20/11/2023 10:46
