Hitory (Fanasina Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao Fanahy tononkira.serasera.org tsara ny zanakao Ray ô
Nomenao io fitiavanao ouydywc io 'zahay
Na dia tsy mendrika aza, notiavinao riuahi Ray ô
Ny fiainanay rahatrizay, Tompo ô
Ho Anao mandrakizay

Ref : Hitory anao Jeso, hitory Anao ety
        Ianao ilay Zanany, hamory izay nania
        Mba ho ao ambalanao arwbazyo ireo izay nofinidinao, Jesosy ô
        Mba ho ao ambalanao, am-paradisa soa

Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny fiderana ety
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny hatsarana
Ny asa vitanao efa tsy hay lazaina, mahagaga raha Ianao
Hitory, hitory, hitory ny anaranao
      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanasina Imerintsiatosika
Visites : 768
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Dulin
Date : 21/11/2023 13:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287