Fa ho ahy sy ho anao (Fanasina Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tomany ianao, fa ahitsio ny dia
Maheno frrow ity tantara ity
Tantaram-pijalian'i Kristy
Mba ho antsika ety

Refrain :
Nokapohina izy, voalatsa koa
Teny nandratra ny fo
Ilay tsy nanan-tsiny, nadio am-po
Ilay nanao tononkira.serasera.org asa soa
Tsy an-tery anefa sanatria,
No nahatongavany tety
Fa ho mzwwnslx ahy sy ho anao
Fitiavana, ykbyless fitia lehibe

Tena sarotra anie, ny dia natao
Mba hamonjena ahy sy anao
Moa nisy fiatraikany am-ponao ve,
Ilay rà nitete ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanasina Imerintsiatosika
Visites : 786
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dulin
Date : 23/11/2023 07:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304