Ho anao mahatsiaro reraka (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao mahatsiaro reraka sy ketraka,
Ho anao izay milanja enta-mavesatra
Ny manodidina toa mihataka sy te haneso anao
Ho anao indrindra anie izao antsonay izao
Ianao indrindra io no ilain'ny Tomponao
Manantona Azy f'Izy be fitiavana
Ny hevitrao no gwfmjbb andrasany,
Ka anio tapaho ny hevitrao
Ny fahoriana ve sa ny hasambarana ?
Refrain :
Izy mpamonjy, azo ksmb ianteherana
Izy irery no vahaolana
Raha toa ka mila tsy ho zakanao izany onjam-piainana
Manantona tononkira.serasera.org an'i Jeso Mpamonjy anao
Anio raha mety ianao dia ho tonga zanany
Anio raha mety ianao, etsy ho qdietl tantanany
Ny lalana itondrany anao, lalam-piadanana
Ekeo anio Izy ho Andriamanitrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanasina ImerintsiatosikaHits : 632
Likes : 0 Like
Created by : Dulin
Date : 23/11/2023 06:18