Hitory (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao Fanahy tsara ny zanakao Ray ô
Nomenao io fitiavanao io 'zahay
Na dia mlgji tsy mendrika aza, notiavinao Ray ô
Ny fiainanay rahatrizay, Tompo ô
Ho Anao mandrakizay
Ref : Hitory nshxdpw anao tononkira.serasera.org Jeso, vfhcdhr hitory Anao ety
Ianao ilay Zanany, hamory izay nania
Mba ho ao ambalanao ireo izay nofinidinao, Jesosy ô
Mba ho ao ambalanao, am-paradisa soa
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny fiderana ety
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny hatsarana
Ny asa vitanao efa tsy hay lazaina, mahagaga raha Ianao
Hitory, hitory, hitory ny anaranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanasina ImerintsiatosikaHits : 823
Likes : 1 Like
Created by : Dulin
Date : 21/11/2023 13:11