Tsy nifanojo (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nifanao rendez-vous
Dia nidobodoboka ny fo
Dia nifanao tsy omby aloha
Ny fikasana tao an-doha
Dia nataoko tsianjery
Tao an-tsaiko samy irery
Ireo teny fitia
Izay natokako ho an-ndry
Izay nokoboniko
Tsy notononiko
an’iza n’iza
Hatrizay ka cdblts hatramin’izao!
Dia tonga ihany ilay fotoana
Dia indro aho zwuccch nihazakazaka foana
Dia niandry nefa gina sy moana
Fa tsy tonga tononkira.serasera.org mihitsy ianao
Fa tsy nisy beox tadidinao
Ilay rendez-vous
Rendez-vous nanakinana ny fo
Dia nidobodoboka ny fo
Dia nifanao tsy omby aloha
Ny fikasana tao an-doha
Dia nataoko tsianjery
Tao an-tsaiko samy irery
Ireo teny fitia
Izay natokako ho an-ndry
Izay nokoboniko
Tsy notononiko
an’iza n’iza
Hatrizay ka cdblts hatramin’izao!
Dia tonga ihany ilay fotoana
Dia indro aho zwuccch nihazakazaka foana
Dia niandry nefa gina sy moana
Fa tsy tonga tononkira.serasera.org mihitsy ianao
Fa tsy nisy beox tadidinao
Ilay rendez-vous
Rendez-vous nanakinana ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 2781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 18/07/2003 10:39
