Tsy nifanojo (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nifanao rendez-vous
Dia nidobodoboka hdva ny fo
Dia nifanao tsy omby aloha
Ny fikasana tao an-doha
Dia nataoko tsianjery
Tao an-tsaiko samy irery
Ireo teny fitia
Izay natokako ho an-ndry
Izay nokoboniko
Tsy notononiko
an’iza n’iza
Hatrizay ka hatramin’izao!
Dia tononkira.serasera.org tonga ihany ilay fotoana
Dia indro aho tbbkq nihazakazaka foana
Dia niandry nefa gina sy moana
Fa tsy tonga mihitsy ianao
Fa tsy nisy tadidinao
Ilay rendez-vous
Rendez-vous xexizp nanakinana ny fo
Dia nidobodoboka hdva ny fo
Dia nifanao tsy omby aloha
Ny fikasana tao an-doha
Dia nataoko tsianjery
Tao an-tsaiko samy irery
Ireo teny fitia
Izay natokako ho an-ndry
Izay nokoboniko
Tsy notononiko
an’iza n’iza
Hatrizay ka hatramin’izao!
Dia tononkira.serasera.org tonga ihany ilay fotoana
Dia indro aho tbbkq nihazakazaka foana
Dia niandry nefa gina sy moana
Fa tsy tonga mihitsy ianao
Fa tsy nisy tadidinao
Ilay rendez-vous
Rendez-vous xexizp nanakinana ny fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 2824
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 18/07/2003 10:39
