Sitraka (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taona maro lasa tononkira.serasera.org ianao
anio hiverina
handao ary hiara hilalao
hifandray tanana
fa tonga soa ianao
ela no niandrasana
izahay nanonofy anao
indro fa tazana
handao fa tonga ny fety
Sitraka
korana hatrany no mety
ireo namana efa voatety
ny kianja hilanonana etsy
handao fa tonga ny fety
taomy ny namana ambrdyy ho upig eny
hihira hikalo hiventy
lasa mandihy gcfmiyq ireo izay mijery
anio hiverina
handao ary hiara hilalao
hifandray tanana
fa tonga soa ianao
ela no niandrasana
izahay nanonofy anao
indro fa tazana
handao fa tonga ny fety
Sitraka
korana hatrany no mety
ireo namana efa voatety
ny kianja hilanonana etsy
handao fa tonga ny fety
taomy ny namana ambrdyy ho upig eny
hihira hikalo hiventy
lasa mandihy gcfmiyq ireo izay mijery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 3357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2004 12:06
