Sitraka (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taona ncsvumq maro lasa ianao
anio hiverina
handao ary hiara hilalao
hifandray tanana
fa tonga soa ianao
ela no niandrasana
izahay nanonofy anao
indro fa tazana
handao fa tonga ny fety
Sitraka
korana hatrany no mety
ireo tononkira.serasera.org namana efa voatety
ny kianja hilanonana etsy
handao fa tonga ny fety
taomy ny namana snhcoys ho eny
hihira hikalo wqlejau hiventy
lasa mandihy ireo izay mijery
anio hiverina
handao ary hiara hilalao
hifandray tanana
fa tonga soa ianao
ela no niandrasana
izahay nanonofy anao
indro fa tazana
handao fa tonga ny fety
Sitraka
korana hatrany no mety
ireo tononkira.serasera.org namana efa voatety
ny kianja hilanonana etsy
handao fa tonga ny fety
taomy ny namana snhcoys ho eny
hihira hikalo wqlejau hiventy
lasa mandihy ireo izay mijery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 3358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/09/2004 12:06
