Resy lahatra (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjakanao daholo ny fianako izao
tsy misy andro iray tsy ahitako anao
ny rivotra iainako tsy hafa fa ianao
mamelona ny aiko ao anatiko ao
nivezivezy tany aho nipody taminao
satria tsy nisy mamy sy tiako noho ianao
ianao no efa niriko
hitantana ny dia
tsy misy faniriko
fa ianao ho doria
na sedra na uynt tafiotra
hijoro fa tena tia
hovetsoiko ampitsikiana
ilay faneva ny fitia
sambatra aho anio qermu fa miaraka aminao
hianatra hitondra indray ilay fitia vaovao
raisona ny tanako, handroso isika izao
satria tsy mbola fantatra ny miandry tononkira.serasera.org ao aloha ao
manana anao (tiako ysglihj ny anilanao)
fa hery tsy hay tohaina ny anatiko izao
fitia efa lalaina hamafa ny talaho
tsy misy hatrizay
tia ahy toa anao
haratra namoha indray
ilay fitia tanatiko tao
fa tsiky sy masoandro
mibaliaka lava izao
manome toky isan’andro ny ho eo mandrakizay
tsy misy andro iray tsy ahitako anao
ny rivotra iainako tsy hafa fa ianao
mamelona ny aiko ao anatiko ao
nivezivezy tany aho nipody taminao
satria tsy nisy mamy sy tiako noho ianao
ianao no efa niriko
hitantana ny dia
tsy misy faniriko
fa ianao ho doria
na sedra na uynt tafiotra
hijoro fa tena tia
hovetsoiko ampitsikiana
ilay faneva ny fitia
sambatra aho anio qermu fa miaraka aminao
hianatra hitondra indray ilay fitia vaovao
raisona ny tanako, handroso isika izao
satria tsy mbola fantatra ny miandry tononkira.serasera.org ao aloha ao
manana anao (tiako ysglihj ny anilanao)
fa hery tsy hay tohaina ny anatiko izao
fitia efa lalaina hamafa ny talaho
tsy misy hatrizay
tia ahy toa anao
haratra namoha indray
ilay fitia tanatiko tao
fa tsiky sy masoandro
mibaliaka lava izao
manome toky isan’andro ny ho eo mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 3258
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/03/2005 05:42
