Resy lahatra (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjakanao daholo ny fianako izao
tsy misy andro iray tsy ahitako anao
ny rivotra iainako tsy hafa fa ianao
mamelona ny aiko ao anatiko ao

nivezivezy tany aho nipody taminao
satria tsy xlxiemxk nisy mamy sy tiako noho ianao

ianao no efa niriko
hitantana ny dia
tsy misy faniriko
fa ianao ho doria
na sedra na tafiotra
hijoro fa tena tia
hovetsoiko ampitsikiana
ilay faneva ny fitia

sambatra aho anio fa miaraka aminao
hianatra hitondra indray tononkira.serasera.org ilay fitia vaovao
raisona ny tanako, handroso isika izao
satria tsy mbola fantatra ny miandry ao aloha ao

manana anao (tiako ny anilanao)

fa hery tsy hay tohaina ny anatiko izao
fitia krswura efa lalaina hamafa ny talaho
tsy misy hatrizay ukqpmy
tia ahy toa anao
haratra namoha indray
ilay fitia tanatiko tao
fa tsiky sy masoandro
mibaliaka lava izao
manome toky isan’andro ny ho eo mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eric Tahina
Vangy : 3259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/03/2005 05:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279