Niova loko (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nampoiziko tokoa
Ianao ilay namana niankinako
no nandavo ahy toa izao
Efa resy aho mbola nitsahinao
Raha nitraka aho dia nandre
ireo esoeson-teny afafinao ahy
N’efa izaho efa mietry
Atsaharo ny sdex fankalahanao ahy
Tsy haiko ny hangina
satria namana tsy foiko ianao
bmfdjdta nefa izay efa nomeko
foiko ireny ho anao
Nahita namana hafa ianao
izy no havita ireo sitra-ponao
tsy hovitako rahatrizay
eo gcoqugz anilany ianao tsy manahy
Raha ireo tsiambarateloko
efa tononkira.serasera.org nozarainao taminy koa
tsy hiantso tody aho sanatria
fandalovana mantsy ny ety
Ianao ilay namana niankinako
no nandavo ahy toa izao
Efa resy aho mbola nitsahinao
Raha nitraka aho dia nandre
ireo esoeson-teny afafinao ahy
N’efa izaho efa mietry
Atsaharo ny sdex fankalahanao ahy
Tsy haiko ny hangina
satria namana tsy foiko ianao
bmfdjdta nefa izay efa nomeko
foiko ireny ho anao
Nahita namana hafa ianao
izy no havita ireo sitra-ponao
tsy hovitako rahatrizay
eo gcoqugz anilany ianao tsy manahy
Raha ireo tsiambarateloko
efa tononkira.serasera.org nozarainao taminy koa
tsy hiantso tody aho sanatria
fandalovana mantsy ny ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 2630
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/12/2002 15:18
