Niova loko (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nampoiziko tokoa
Ianao ilay namana niankinako
no nandavo ahy toa izao
Efa resy aho mbola tononkira.serasera.org nitsahinao
Raha nitraka aho dia nandre
ireo esoeson-teny afafinao ahy
N’efa izaho efa mietry
Atsaharo ny fankalahanao ahy
Tsy haiko ny hangina
satria namana tsy foiko ianao
nefa izay efa nomeko
foiko ireny ulwaqubq ho anao
Nahita namana hafa ianao
izy no havita ireo zssucsio sitra-ponao
tsy hovitako rahatrizay
eo anilany ianao tsy manahy
Raha ireo tsiambarateloko
efa nozarainao taminy koa
tsy hiantso tody aho sanatria
fandalovana mantsy odxqsg ny ety
Ianao ilay namana niankinako
no nandavo ahy toa izao
Efa resy aho mbola tononkira.serasera.org nitsahinao
Raha nitraka aho dia nandre
ireo esoeson-teny afafinao ahy
N’efa izaho efa mietry
Atsaharo ny fankalahanao ahy
Tsy haiko ny hangina
satria namana tsy foiko ianao
nefa izay efa nomeko
foiko ireny ulwaqubq ho anao
Nahita namana hafa ianao
izy no havita ireo zssucsio sitra-ponao
tsy hovitako rahatrizay
eo anilany ianao tsy manahy
Raha ireo tsiambarateloko
efa nozarainao taminy koa
tsy hiantso tody aho sanatria
fandalovana mantsy odxqsg ny ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Eric TahinaHits : 2630
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/12/2002 15:18
