Mahereza (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana eto e
Tsy ilaozan-tsento. manjombon-dava satria
Be fahoriana e
Sy fijaliana manjaka ny haratsiana
(duo) mahereza foana ianao aza kivy mitraka
F'indray cxjni andro any tsy tononkira.serasera.org maintsy ho avy uryluvqs 'lay maraina vao
Hitondra tsiky sy fifaliana lavitry ny hakiviana
(choeur) Mahereza foana ianao aza kivy mitraka
Jesosy anie ka manome toky hoe 'zaho homba anao
Aza manahy fa izy tsy ahafoy e! Sanatria tsy mba mandao
2. Vavaka ihany e
Vavaka hatrany hymo no aoka ho fiainanao
Dia matokia fa izay miseho dia mahasoa ka ekeo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 1823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:22