Mahereza (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana eto e
Tsy ilaozan-tsento. manjombon-dava satria
Be fahoriana e
Sy fijaliana manjaka ny haratsiana
(duo) mahereza foana ianao aza kivy mitraka
F'indray andro any tsy maintsy ho avy 'lay maraina vao
Hitondra tsiky sy fifaliana lavitry ny hakiviana
(choeur) Mahereza foana ianao aza kivy tononkira.serasera.org mitraka
Jesosy anie ka manome toky hoe 'zaho imsiot homba anao
Aza manahy fa izy tsy ahafoy e! Sanatria tsy mba mandao
2. Vavaka ihany e
Vavaka hatrany no aoka ho fiainanao
Dia matokia fa izay miseho dia rtdpi mahasoa ka rfywp ekeo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena VaovaoHits : 1888
Likes : 0 Like
Created by : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:22