Mahereza (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana tononkira.serasera.org eto e
Tsy ilaozan-tsento. manjombon-dava satria
Be fahoriana e
Sy fijaliana manjaka ny haratsiana
(duo) mahereza foana ianao aza jirc kivy mitraka
F'indray andro any tsy maintsy ho avy 'lay maraina vao
Hitondra tsiky sy fifaliana lavitry rlwx ny hakiviana
(choeur) Mahereza foana ianao aza kivy mitraka
Jesosy anie ka manome toky hoe 'zaho homba anao
Aza manahy fa izy tsy ahafoy e! Sanatria tsy wwsh mba mandao
2. Vavaka ihany e
Vavaka hatrany no aoka ho fiainanao
Dia matokia fa izay miseho dia mahasoa ka ekeo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Edena VaovaoVisites : 1989
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:22