Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ambany Elatrao (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ambany elatrao no fialofako
Ry tompoko izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra mldqx aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny plzawns onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
2. Miseho avokoa filana marobe
Ny masoko,ny saiko mila ho babo
Fa he ny elatrao mamefy rkuekjt tsy ho any
Ka tononkira.serasera.org tsapako mitondra fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 3044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:22