Ambany Elatrao (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ambany elatrao no fialofako
Ry pzkpulk tompoko izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia rtdbk mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
2. Miseho avokoa filana marobe
Ny masoko,ny ishhwzed saiko mila ho babo
Fa he ny tononkira.serasera.org elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako mitondra fiadanana
Ry pzkpulk tompoko izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia rtdbk mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
2. Miseho avokoa filana marobe
Ny masoko,ny ishhwzed saiko mila ho babo
Fa he ny tononkira.serasera.org elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako mitondra fiadanana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena VaovaoHits : 3122
Likes : 0 Like
Created by : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:22
