Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ambany Elatrao (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ambany elatrao no fialofako
Ry tompoko izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany noagxe elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho mmwwpe tononkira.serasera.org fa manan-kialofana
2. Miseho trkhf avokoa filana marobe
Ny masoko,ny saiko mila ho babo
Fa he ny elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako mitondra fiadanana
Ry tompoko izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany noagxe elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho mmwwpe tononkira.serasera.org fa manan-kialofana
2. Miseho trkhf avokoa filana marobe
Ny masoko,ny saiko mila ho babo
Fa he ny elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako mitondra fiadanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 3120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:22
