ZARO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldhr Zaro amian’ny lalana
Izay tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy
Tsy ny mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra zqca vitany
tononkira.serasera.org No tsarainao
Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha lehibe anao grkj
No jerenao
No jerenao amin’izany
Izay tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy
Tsy ny mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra zqca vitany
tononkira.serasera.org No tsarainao
Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha lehibe anao grkj
No jerenao
No jerenao amin’izany
--------
Rohy:
