ZARO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaro amian’ny lalana
Izay fzfyngjr tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza thmguq atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy
tononkira.serasera.org Tsy ny mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra vitany
No xlkvmunp tsarainao
Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha lehibe anao
No jerenao
No jerenao amin’izany
Izay fzfyngjr tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza thmguq atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy
tononkira.serasera.org Tsy ny mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra vitany
No xlkvmunp tsarainao
Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha lehibe anao
No jerenao
No jerenao amin’izany
--------
Link:
