NY FITIAVANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany
zrnw Refrain : Sarahin’ny fiainana
Mampamangy ianao
Hotahia’i Tompo anie
Ianao ewyiidx mahafantatra an’izany
Satria efa tao amin’ny sampana
No niarahantsika hatrany
Ny nahatsiarovako anao
Miantso ahy nboyn isaky ny mahita
Ka tononkira.serasera.org niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany
zrnw Refrain : Sarahin’ny fiainana
Mampamangy ianao
Hotahia’i Tompo anie
Ianao ewyiidx mahafantatra an’izany
Satria efa tao amin’ny sampana
No niarahantsika hatrany
Ny nahatsiarovako anao
Miantso ahy nboyn isaky ny mahita
Ka tononkira.serasera.org niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko
--------
Link:
