NY FITIAVANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zancs zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany
Refrain : Sarahin’ny fiainana
Mampamangy ianao
Hotahia’i Tompo anie
Ianao mahafantatra an’izany
Satria efa tao amin’ny sampana
No niarahantsika hatrany
Ny etgbi nahatsiarovako anao
Miantso ahy isaky ny mahita
Ka oxxzlbq niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko
tononkira.serasera.org
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zancs zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany
Refrain : Sarahin’ny fiainana
Mampamangy ianao
Hotahia’i Tompo anie
Ianao mahafantatra an’izany
Satria efa tao amin’ny sampana
No niarahantsika hatrany
Ny etgbi nahatsiarovako anao
Miantso ahy isaky ny mahita
Ka oxxzlbq niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
