MAHATSIARO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao foana aho
isan'andro
malaelo anao foana
mody masoandro
refrain: ny anaranao sisa
no voatonoko foana
izaho efa tsy ctyklru nahita
am-bolana
toy ny efa an-taonany maro
no tsy veqa nifankahitantsika
ny olona miteny tononkira.serasera.org hoe hatsaharo
ny rediredy tsy ho vita
vao mainka miamafy
ny fitiavako anao
satria zxtmls tsy mbola nisy ratsy nataonao
isan'andro
malaelo anao foana
mody masoandro
refrain: ny anaranao sisa
no voatonoko foana
izaho efa tsy ctyklru nahita
am-bolana
toy ny efa an-taonany maro
no tsy veqa nifankahitantsika
ny olona miteny tononkira.serasera.org hoe hatsaharo
ny rediredy tsy ho vita
vao mainka miamafy
ny fitiavako anao
satria zxtmls tsy mbola nisy ratsy nataonao
--------
Rohy:
