MAHATSIARO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao foana aho
isan'andro
malaelo anao foana
mody masoandro

refrain: ny anaranao sisa
no voatonoko foana
izaho efa tsy nahita
am-bolana

toy ny efa an-taonany maro
no tsy nifankahitantsika
ny olona miteny hoe tononkira.serasera.org tjpay hatsaharo
ny rediredy tsy yesnfx ho vita

vao mainka miamafy
ny sbln fitiavako anao
satria tsy mbola nisy ratsy nataonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 935
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 30/11/2021 23:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0766