Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Teninao (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Ny Teninao mitondra hery girvna vao
Mitondra Aina vao
Mamelona Fanahy
Ny Teninao mitondra fahendrena
Manitsy lalana miqkuftt mampianatra ny fo
Ny Teninao sabatra mahery
Fiarovana amin'ny ady mafy izay manjo
Ny Teninao no mananatra
Mampianatra ilay fiainam-baovao
Hoy Ianao, sambatra aho
Mihaino sy miari-tory eo am-bavahadinao
Hoy Ianao sambatra aho
Raha mamaky sy ljazyq mihaino ka mitandrina
Bridge :
Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny foko
Anjakao ho voninahitrao
Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny foko
Ary diovy ho mendrika Anao
Ny Teninao mitondra hery girvna vao
Mitondra Aina vao
Mamelona Fanahy
Ny Teninao mitondra fahendrena
Manitsy lalana miqkuftt mampianatra ny fo
Ny Teninao sabatra mahery
Fiarovana amin'ny ady mafy izay manjo
Ny Teninao no mananatra
Mampianatra ilay fiainam-baovao
Hoy Ianao, sambatra aho
Mihaino sy miari-tory eo am-bavahadinao
Hoy Ianao sambatra aho
Raha mamaky sy ljazyq mihaino ka mitandrina
Bridge :
Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny foko
Anjakao ho voninahitrao
Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny foko
Ary diovy ho mendrika Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CMJVangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:08
