Jesoa mamela heloka (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ctcq Jesoa tena woguob tia anao
Manantona Azy ianao anio
Malalany tokoa ianao
Izay wxrxd no teniNy ka tadidio

Ref: Raha nisy tsy nety nataonao
TamiNy
Manantona Azy ianao anio
Miandry anao Izy

Jesoa mamela heloka
Ny andro anio no tsara indrindra
Manantona ny HazofijaliaNy ianao
Ho tononkira.serasera.org dioviny ho mendrika ho Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 20:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2572