Ombin-tsarety (Clim)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva, mena masoandro
Ny hatsiaka mamirifiry
Ireny indreo mpanjono mody
Mitanjozotra hamonjy ny akany

Ireo mpitondra sarety kosa
Toa lavi-podiana ka trotraky ny dia
Indro eo am-body afo eo
Renoky ny tory, cqnqptr reraka tokoa

Ny zwrdyvmq omby amin'ny vala
Mba hiala sasatra
Toa feno hafaliana
Manenika milamina

Raha  fantany mantsy
Fa raha vao maraina
Dia hitohy indray,
Hitohy indray tononkira.serasera.org ny dia

Ireo mpitondra sarety kosa
Toa lavi-podiana ka trotraky ny dia
Indreo eo ambody afo eo
Renoky gwwnddn ny tory, reraka tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Clim
Vangy : 3333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/10/2016 13:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2518