Ry loloko ô (Clim)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolazainao lavitry ny maso lavitry ny fo
Nolazainao fa ny tsara eny mety adino
Nolazainao hitanao fa mbola tiana izy
Lay ydqzt tovovavy zay nomeko anaram-bositra hoe

Ry tzyjalc loloko ô (2) ry loloko ô (2)
Afaka iray volana aho dia hiverina indray
Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2)
Eo anilanao no cnozmxa mitoetra

Ny fitiavantsika hery lehibe dia lehibe
Ka ny lanitra no mitahy azy amin’izao fotoana izao
Noho izay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy
Ilay tovovay iray izay nofihiniko

Ry loloko ô ...

Ny ranomasina dia kely dia kely
Anatrehan’ny fo roa mifankatia
Noho zay tononkira.serasera.org nolazainao hitanao fa mbola tiako izy
Ilay tovovay iray izay izay norohako

Ry loloko ô ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Clim
Visites : 19141
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Claveraj
Date : 11/08/2004 00:45
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113