You are here: home > Tononkira > Clim

Lazao (Clim)


Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i lala, fa izy tsy mankahala
Lazao amin’i dada ô; lazao amin’i neny ô
Fa izy hono manirery a !


Lazao amin’i Dona ô; lazao amin’i Tiana
Fa mafy ny fihafiana a !
Kanefa na izany aza, aza mantononkira.serasera.orgahy foana
Fa tsy maintsy mbola hihaona


Lazao ny ao avaratra, andrefana sy ny atsimo
Fa izy tsy manadino a !
Ry zoky sy zandry ô; sy ’reo havana rehetra ô !
Veloma hono mampamangy a !


Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i sipa:
Fa izy hono handeha "civique"

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Clim
Mpamaky : 2318
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 05/06/2009 15:33:02
ID : 5579

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo