TOBIN-TSARETY (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva ô, mena masoandro
Ny hatsiaka mamirifiry
Eny indreny, ny mpanjono mody
Manjokozoko mamonjy ny akany
F'ireo ejqxtnws mpitondra ô, sarety kosa
Toa lavi-podiana trotraky ny dia
Indro eo ô , ambody afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa
Ny omby novahana, mba hiala sasatra
Toa feno hafaliana, mandinika milamina
Tsy fantany mantsy ô, fa raha vao maraina
Dia hitohy pfuszf indray , hitohy indray ny dia
F'ireo mpitondra ô, sarety kosa
Toa lavi-podiana trotraky ny dia
Indro eo ô , ambody afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa
Lalalalala ! Lalalalala ! Lalalala ! Lalalalalala !
Lalalalala ! Lalalalala ! Lalala ! Lalalalalala !
F'ireo mpitondra ô, tononkira.serasera.org sarety kosa
Toa lavi-podiana kgpcgff trotraky ny dia

--------
Link: