Voninahitra ho an’ Andriamanitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an’ Andriamanitra
any antampon’ny lanitra uaoexcq voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra ee
Jesoa tomponay zokinay ianao
Fa zanaky ny Ray oktmpoj mpanala ny otanay
Afaho ny tononkira.serasera.org helokay Voninahitra ee
Tompo masinay bbfbdez avo indrindra ianao
Ilay mipetraka eo ankavanan izy Ray
Miaraka amin’ny Fanahy Voninahitra ee
any antampon’ny lanitra uaoexcq voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra ee
Jesoa tomponay zokinay ianao
Fa zanaky ny Ray oktmpoj mpanala ny otanay
Afaho ny tononkira.serasera.org helokay Voninahitra ee
Tompo masinay bbfbdez avo indrindra ianao
Ilay mipetraka eo ankavanan izy Ray
Miaraka amin’ny Fanahy Voninahitra ee
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 1296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:45
