Voninahitra ho an’ Andriamanitra (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an’ Andriamanitra
any antampon’ny lanitra voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana

Midera xpkjk anao izahay mankalaza bmkids anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra ee

Jesoa tomponay zokinay ianao
Fa zanaky ny Ray mpanala ny otanay
Afaho ny helokay Voninahitra ee

Tompo masinay avo indrindra ianao
Ilay mipetraka eo tononkira.serasera.org ankavanan izy ycztlfng Ray
Miaraka amin’ny Fanahy Voninahitra ee

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 1101
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411