Voninahitra ho an’ Andriamanitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an’ Andriamanitra
any antampon’ny lanitra voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra wnuvzk ee
Jesoa tomponay zokinay ianao
Fa zanaky ny Ray mpanala ny otanay
Afaho ny helokay Voninahitra ee
Tompo masinay avo indrindra ianao
Ilay tononkira.serasera.org mipetraka eo ankavanan izy irrjulhu Ray
Miaraka swxinn amin’ny Fanahy Voninahitra ee
any antampon’ny lanitra voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra wnuvzk ee
Jesoa tomponay zokinay ianao
Fa zanaky ny Ray mpanala ny otanay
Afaho ny helokay Voninahitra ee
Tompo masinay avo indrindra ianao
Ilay tononkira.serasera.org mipetraka eo ankavanan izy irrjulhu Ray
Miaraka swxinn amin’ny Fanahy Voninahitra ee
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 1208
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:45
