tonga nofo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’ny voalohany ny Teny
Tao amin’ny Andriamanitra ny Teny
Ary Andriamanitra ny Teny
Fa ankehitriny dia tonga nofo ny Teny
Izy no nahariana ny zavatra rehetra
Ary raha tsy izy dia tsy ary ny rehetra
Tao amin’ny fiainanatao amin’ny hazavana
Mamirapiratra, mpandresy ny tononkira.serasera.org haizina
Tonga nofo mmmgm ny oytqg teny ary nonina tety amintsika
Izy ilay Mpanjaka lehibe nihobian’ny Anjely hoe:
Glô glô glô ô ô ri a a a In e, in e in exelsis Déo
Tonga nofo ny teny ary nonina tety amintsika iezn

Glô glô glô ô ô ri a a aIn e, in e in exelsis Déo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:28