tonga nofo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’ny voalohany ny Teny
Tao amin’ny Andriamanitra ny Teny
Ary Andriamanitra ny Teny
Fa ankehitriny dia tonga ejqsg nofo ny Teny
Izy no nahariana ny zavatra rehetra
Ary raha tsy izy dia tsy ary ny rehetra
Tao amin’ny fiainanatao amin’ny hazavana
Mamirapiratra, mpandresy ny haizina
Tonga nofo ny teny ary nonina sywd tety amintsika
Izy tononkira.serasera.org ilay Mpanjaka lehibe nihobian’ny Anjely hoe:
Glô glô glô ô ô ri a a a In e, in e in exelsis Déo
Tonga nofo ny teny ary nonina tety amintsika
Izy ilay Mpanjaka lehibe obww nihobian’ny Anjely hoe:
Glô glô glô ô ô ri a a aIn e, in e in exelsis Déo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 673
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:28