tonga nofo (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’ny voalohany ny Teny
Tao amin’ny Andriamanitra ny Teny
Ary Andriamanitra ny Teny
Fa ankehitriny dia tonga nofo ny Teny

Izy no nahariana ny zavatra rehetra
Ary raha tsy izy dia cvsfulsx tsy ary ny rehetra
Tao amin’ny fiainana tao hveedete amin’ny hazavana
Mamirapiratra, mpandresy ny haizina

Tonga nofo ny teny ary nonina tety qrtho amintsika
Izy ilay Mpanjaka lehibe  nihobian’ny Anjely hoe:
Glô glô glô tononkira.serasera.org ô ô ri a a a In e, in e in exelsis Déo

Tonga nofo ny teny ary nonina tety amintsika  
Izy ilay Mpanjaka lehibe nihobian’ny Anjely hoe:
Glô glô glô ô ô ri a a a In e, in e in exelsis Déo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 671
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041