arahaba ry Maria (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ilay zaza naterak’i Maria
(zazalahy e)nomen’ny Rainy ho sorona ho osmov mesia
hanadio ny tononkira.serasera.org otantsika sy hanafaka hcft antsika
voagejan’ny fahotana

Indro zao ny lanitra mivoha (aleloia)
ireo anjely mihoby avokoa hankalaza ny Mesia
Ilay Andriamanitra tonga ety hamonjy ny olona

Nirahin’ny Tompo ny anjeliny ho any am’ilay virjiny
hitondra ztoerltf ny hafatra soa hiankinan’ilay famonjena

Arahaba arahaba ianao Maria  arahaba ry feno hasoavana
arahaba arahaba ianao Maria ny Tompo ao aminao
I Jesoa no atao anarany ilay zanaky ny Avo indrindra
mandrakizay koa ny fanjakany manerana ny tany rehetra

Fa tonga ny Tompo arahaba o Emanoela
fa tonga eto anivontsika ny Tompo
zanahary antsika arahaba emanoela

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 715
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 12/01/2024 07:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0842