arahaba ry Maria (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ilay zaza naterak’i Maria
(zazalahy e)nomen’ny Rainy ho sorona ho mesia
hanadio ny otantsika sy hanafaka antsika
voagejan’ny fahotana
Indro zao ny lanitra mivoha (aleloia)
ireo anjely mihoby avokoa hankalaza tononkira.serasera.org ny Mesia
Ilay Andriamanitra tonga ety hamonjy dbolvwnw ny olona
Nirahin’ny Tompo ny anjeliny ho any am’ilay virjiny
hitondra ny hafatra soa hiankinan’ilay famonjena
Arahaba arahaba xhue ianao Maria arahaba ry feno hasoavana
arahaba arahaba ianao Maria ny Tompo ao aminao
I Jesoa no atao anarany ilay zanaky ny Avo indrindra
mandrakizay koa ny rscmxzsj fanjakany manerana ny tany rehetra
Fa tonga ny Tompo arahaba o Emanoela
fa tonga eto anivontsika ny Tompo
zanahary antsika arahaba emanoela

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 718
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 12/01/2024 07:51