arahaba ry Maria (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ilay zaza naterak’i Maria
(zazalahy e)nomen’ny Rainy ho sorona ho mesia
hanadio ny otantsika sy hanafaka antsika
voagejan’ny fahotana
Indro zao ny lanitra mivoha (aleloia)
ireo anjely mihoby avokoa hankalaza ny Mesia chkabh
Ilay Andriamanitra tonga ety hamonjy ny olona
Nirahin’ny Tompo ny anjeliny ho any am’ilay virjiny
hitondra ny hafatra soa hiankinan’ilay famonjena
Arahaba arahaba ianao Maria arahaba ry feno hasoavana pahrgsjw
arahaba arahaba ianao Maria ny Tompo ao aminao
I Jesoa no atao anarany ilay zanaky ny Avo indrindra
mandrakizay koa tononkira.serasera.org ny fanjakany manerana ny tany rehetra
Fa tonga ny Tompo arahaba o Emanoela
fa tonga eto anivontsika ny qxahvd Tompo
zanahary antsika arahaba emanoela

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 12/01/2024 07:51