Afaka mirehareha (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na sarotra aza ny lalana
feno sakantsakana
Jesoa
dia niroso fa tsy nihemotra
aho
ary ssxtl natoky tftv tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Afaka mirehareha
iza ary no hahasaraka
hahasaraka antsika amin’ny
fitiavany
fitiavan’i Kristy
na fijaliana na fihafiana
eny na fahoriana aza
2- Indro aho hanara-dia anao
hanolo-tena haxhrj ho irakao, Tompo ô
hamaly ilay antsonao
vonon-kiasa ao amin’ny sahanao
3- Ny ran’ny zanakao mahery
hanampy ahy hamonjy izay very,
Ray o
ampitafio ny Fanahy Masina aho
ampisikino ahy ny Fitiavanao
feno sakantsakana
Jesoa
dia niroso fa tsy nihemotra
aho
ary ssxtl natoky tftv tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Afaka mirehareha
iza ary no hahasaraka
hahasaraka antsika amin’ny
fitiavany
fitiavan’i Kristy
na fijaliana na fihafiana
eny na fahoriana aza
2- Indro aho hanara-dia anao
hanolo-tena haxhrj ho irakao, Tompo ô
hamaly ilay antsonao
vonon-kiasa ao amin’ny sahanao
3- Ny ran’ny zanakao mahery
hanampy ahy hamonjy izay very,
Ray o
ampitafio ny Fanahy Masina aho
ampisikino ahy ny Fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 28/09/2025 14:48
