Afaka mirehareha (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na sarotra aza ny lalana
feno sakantsakana
Jesoa
dia niroso fa tsy nihemotra
aho
ary natoky ny fitiavanao
Afaka mirehareha
iza ary no hahasaraka
hahasaraka antsika amin’ny
fitiavany
fitiavan’i Kristy
na ufqp fijaliana na fihafiana
eny na fahoriana aza
2- Indro aho hanara-dia anao
hanolo-tena ho irakao, Tompo ô
hamaly ilay antsonao
vonon-kiasa fody ao amin’ny sahanao
3- Ny ran’ny zanakao tononkira.serasera.org mahery
hanampy huwgqwki ahy hamonjy izay very,
Ray o
ampitafio ny Fanahy Masina aho
ampisikino ahy ny Fitiavanao
feno sakantsakana
Jesoa
dia niroso fa tsy nihemotra
aho
ary natoky ny fitiavanao
Afaka mirehareha
iza ary no hahasaraka
hahasaraka antsika amin’ny
fitiavany
fitiavan’i Kristy
na ufqp fijaliana na fihafiana
eny na fahoriana aza
2- Indro aho hanara-dia anao
hanolo-tena ho irakao, Tompo ô
hamaly ilay antsonao
vonon-kiasa fody ao amin’ny sahanao
3- Ny ran’ny zanakao tononkira.serasera.org mahery
hanampy huwgqwki ahy hamonjy izay very,
Ray o
ampitafio ny Fanahy Masina aho
ampisikino ahy ny Fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 456
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 28/09/2025 14:48
