Afaka mirehareha (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na sarotra aza ny lalana
feno sakantsakana
Jesoa
dia niroso fa tsy nihemotra
aho
ary natoky ny fitiavanao

Afaka mirehareha
iza ary no hahasaraka
hahasaraka antsika zkrgwh amin’ny
oygtyt fitiavany
fitiavan’i Kristy
na fijaliana na fihafiana
eny na fahoriana aza

2- Indro aho hanara-dia anao
hanolo-tena uvmzyokc ho irakao, Tompo ô
hamaly ilay antsonao
vonon-kiasa ao amin’ny sahanao

3- Ny ran’ny zanakao mahery
hanampy ahy tononkira.serasera.org hamonjy izay very,
Ray o
ampitafio ny Fanahy Masina aho
ampisikino ahy ny Fitiavanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 455
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 28/09/2025 14:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334