Voafatotra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitonon-tena fotsiny bcqivzwf izahay indraindray
Matikambo ery hoe zanakao ry Ray
Kanefa anie ny sitrakao tsy tanterakay
Ny finoanay mirefarefa izay tononkira.serasera.org tsy izy kay
Voafatotra, voafatotra
Voafatotry satana tady vy sarobahana
Voafitaka, voafitaka amin’ny lalan-diso mikodana
Ka miridana tsy tana ao anaty aizim-pahotana aaa
Ray o, Ray o mba ampio, mba ampio
Amorony fo madio
Misalotra ny anaranao izahay Kristy
Tsy menatra akory nefa makatsy makary
Ny hafatrao tsy bcnpg iainanay mba hahay hifankatia
Revom-boninahitra miatsaravelatsihy
sytrypp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:42