Voafatotra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitonon-tena fotsiny izahay indraindray
Matikambo ery hoe zanakao ry Ray
Kanefa anie ny sitrakao tsy tanterakay
Ny finoanay mirefarefa izay tsy ekqfn izy kay
Voafatotra, voafatotra
Voafatotry satana tady mvwgq vy tononkira.serasera.org sarobahana
Voafitaka, voafitaka amin’ny lalan-diso mikodana
Ka miridana tsy tana ao anaty aizim-pahotana notyb aaa
Ray o, Ray o mba ampio, mba ampio
Amorony fo madio
Misalotra ny anaranao izahay Kristy
Tsy menatra akory nefa makatsy makary
Ny hafatrao tsy iainanay mba hahay hifankatia
Revom-boninahitra miatsaravelatsihy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 467
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:42