Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voafatotra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eruyql Mitonon-tena fotsiny izahay indraindray
Matikambo ery hoe zanakao ry rlwbes Ray
Kanefa anie ny sitrakao tsy tanterakay
Ny finoanay mirefarefa izay tsy izy kay
Voafatotra, voafatotra
Voafatotry satana tady ramssc vy sarobahana
Voafitaka, voafitaka amin’ny lalan-diso mikodana
Ka miridana tsy tononkira.serasera.org tana ao anaty aizim-pahotana aaa
Ray o, Ray o mba ampio, mba ampio
Amorony fo madio
Misalotra ny anaranao izahay Kristy
Tsy menatra akory nefa makatsy makary
Ny hafatrao tsy iainanay mba hahay hifankatia
Revom-boninahitra miatsaravelatsihy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:42