Ampidiro aloha ny tenimiafina
sambokely (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambokelinay e, eny anivon-dranomasina
atopatopan’ny onja mahery fafazan’ny rivotra mafy
Sarin’ny fiainanay e, mamaky izao tontolo
sedrain’ny fakam-panahy sy rendrarendra manodoka
Ianao Jesoa Tompo ô no andry sy tokinay e
Tsy mana-tahotra izahay fa miaraka Aminao
Ianao no Vatolampy iorenan’ny bdiwjzm finoanay
tsy hihontsona izahay na be reo fakam-panahy
Eny an-dalana eny mamaky haizim-pito
Tsy htxv mana-tahotra (izahay) fa manana toky sy aro
Ianao Jesoa Tompo ô, miara-dalana aminay e
Tsy manana tononkira.serasera.org ahiahy spwy izahay na be aza reo fahavalo
Na fijaliana na fahoriana, manamaivana Ianao
Na hafaliana na haravoana, Ianao miaraka aminay
Na fanenjehana na fanaratsiana, mankahery Ianao
Na fahombiazana na fahasoavana, noho ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:15